![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/03/Topographic_map_of_Mascarene_Islands.png/640px-Topographic_map_of_Mascarene_Islands.png&w=640&q=50)
Maskareina (tamba-nosy)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny tamba-nosy Maskareina na Maskarena dia tamba-nosy ao amin' ny Ranomasimbe Indiana, ao atsinanan' i Madagasikara, izay fitambaran' ny nosy telo lehibe, dia ny nosy La Réunion sy ny nosy Maorisy ary ny nosy Rôdriga, manampy azy ireo ny nosy maro madinika manodidina. Io tamba-nosy io dia voazara amin' ny firenena roa, ka i La Réunion an' i Frantsa, fa ny nosy sisa rehetra dia an' i Maorisy.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/03/Topographic_map_of_Mascarene_Islands.png/640px-Topographic_map_of_Mascarene_Islands.png)