Mahinda Rajapakse
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Mahinda Rajapakse, na Percy Mahendra Rajapaksa (amin'ny fiteny singalesa මහින්ද රාජපක්ෂ) (teraka tamin'ny 18 Novambra 1945 tany Weeraketiya, any Sri Lanka), dia filoha ankehitrinin'i Sri Lanka, lany filoha tamin'ny Novambra 2005 ary mbola lany fanindroany tamin'ny Janoary 2010. Ity no lehiben'ny SLFP (Antoko Sri-lankein'ny Fahalalahana). Depiote izy tamin'ny 1970 hatramin'ny 1977 sy tamin'ny 1989, ary minisitra tamin'ny taona 1990 ary praiminisitra, nilaza izy fa eo amin'ny anivo-ankavia ny fisiany amin'ny ara-politika.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/47/Mahinda_Rajapaksa_2006.jpg/170px-Mahinda_Rajapaksa_2006.jpg)