From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Môsy dia vahoaka ao Afrika Andrefana izay monina ao afovoan' i Borkina Fasô sy ao amin' ny tapany avaratr' i Ganà, Tôgô, ary Benîno.
Ao Borkina Fasô dia ny Môsy no foko maro anisa, ao amin' ny sahan' ny renirano Nazinon (na Volta Rouoge) sy Nakambé (na Volta Blache), izay mahatratra 52 %n' ny mponina, izany hoe misy olona 9 ka hatramin' ny 10 tapitrisa. Ny vahoaka sisa dia ao amin' ny foko hafa miisa 60 mahery, ka ny lehibe amin' izy ireo dia ny Diola, ny Goronsy, ny Senofô, ny Lôby, ny Bôbô, ny Samô, ary ny Folany. Miteny môôre ny Môsy.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.