Legioma
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny legioma dia zavamaniry na ampahan-javamaniry azo hanina avy amin' ny karazana anana sy ahitra. Izany ampahany izany dia mety ho ny fakany (karaoty, betiravy), ny vodiny (ovy, vomanga), fotony (tongolo), zanany tanora (asiperza), tahony (tongoloherana), raviny (betiravy, seleria), raviny (salady), voniny (laisoa), voany (voatabia, kôkômbra), na voa (voanjobory, tsaramaso), sns.