From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny kômonisma na kôminisma dia foto-pampianarana ara-pôlitika niainga avy amin' ny sôsialisma ary, amin' ny ankapobeny, avy amin' ny marksisma, manohitra ny kapitalisma ary mikendry ny fananganana fiarahamonina tsy misy sarangam-piarahamonina, tsy misy mpampiasa sy mpiasa, ary fanomezana ny fitaovam-pamokarana ho an' ny fiarahamonina anjakan' ny demôkrasia tanteraka ho an' ny fampiroboroboana ny toekarena. Manohana ny tsy tokony hisian' ny fanjakana sy ny tokony haha fananana iombonana ny fitaovam-pamokarana ny kôminisma. Milaza ny kômonisma fa tokony ho fananan' ny olon-drehetra ny ozinina sy ny tanim-boly hamokarana entana na sakafo hohanina.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.