Kôrea Avaratra
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Kôrea Avaratra, na Repoblika Demôkratika Entim-Bahoakan' i Kôrea, dia firenena mivelatra any avaratra amin' ny Saikanosy Kôreanina any Azia Avaratra-Atsinanana. I Kôrea Avaratra dia mizara sisin-tany amin' i Sina (1 416 km) any avaratra, amin' i Rosia any avaratra-atsinanany (19 km) ary amin' i Kôrea Atsimo (238 km). Ny faritra misy ny sisin-tany manasaraka an' i Kôrea Avaratra amin' i Kôrea Atsimo dia anisan' ny faritra be mpiambina indrindra eto an-tany: iray tapitrisa mahery ny isan' ny olona miambina io sisin-tany io.
조선민주주의인민공화국 ((ko)) | |||||
Chosŏn Minjujuŭi Inmin Konghwaguk ko | |||||
Repoblika Demôkratika Entim-Bahoakan' i Kôrea ((mg)) | |||||
| |||||
Teny filamatra : 강성대국 (firenena matanjaka sy manambina) | |||||
Teny ofisialy | Koreana | ||||
Renivohitra | P'yŏngyang 39°2′N, 125°45′E | ||||
Tanàna ngeza indrindra | P'yŏngyang | ||||
Fitondrana sy governemanta - Filoha mandrakizay Filohan'ny kaomity fiarovana - Filohan'ny Fivoriana Praiministra |
Repoblika entim-bahoaka juche ambanin'ny rafitra antoko tokana | ||||
Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 97 120 540 km² 0,1% | ||||
Isam-ponina - Tontaliny (2008) - hakitroka |
faha 49 23 479 089 mpo. 190 mpo./km² {{{1}}} | ||||
Anaran'ny mponina | Kôreanina avaratra | ||||
Sandam-bola | Won (₩n) (KPW ) | ||||
Faritr'ora | UTC +8:30 | ||||
Hiram-pirenena | A ch'im un pinnara, i kangsan ungum e Chant patriotique | ||||
Valan-tsehatra internet | |||||
Antso an-tariby |
+850 |