From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny kintana dia bola plasma (etona mafana be) izay voatazon'ny hery mampifanintona mba tsy hiparitaka. Manjelatra izy noho ny fiota niokleary ao anatiny. Hazavana sady hafanana no avoakany, miaraka amin'ny tana hafa izay tsy hitan'ny maso toy ny tana radio, tana X ary tana gamma toy ny tana ankoatry ny volomparasy (UV). Samihafa ny anjaran'ireo tana isan-karazany ireo arakaraka ny haben'ny kintana.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.