tanàna ao amin'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo From Wikipedia, the free encyclopedia
I Katanga, hatramin' ny 2015, dia faritany any amin' ny tapany farany atsimo ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô. Mirefy 497 000 km2. Ny lembalemban' i Katanga dia ahitana tany fiompiana sy fambolena. Ny any atsinanana (Manono) sy ny any any atsimo (Lubumbashi, Kolwezi) ao amin' ny faritany dia ahitana betsaka tahirin-kôbalta, varahina, vy, radiôma, oraniôma ary diamondra. Tamin' ny taona 2015 dia nozaraina ho faritany maro i Katanga: Tanganyika sy Haut-Lomami sy Lualaba ary Haut-Katanga.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.