![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/8/86/Joseph_Smith%252C_Jr._portrait_owned_by_Joseph_Smith_III.jpg/640px-Joseph_Smith%252C_Jr._portrait_owned_by_Joseph_Smith_III.jpg&w=640&q=50)
Joseph Smith
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Joseph Smith Jr. (23 Desambra 1805 - 27 Jiona 1844) dia ilay olona namorona ny fiangonana môrmona. Olona fantatra izy amin' ny fiainana ara-pivavahana sy ara-pôlitika tany Etazonia tamin' ny taona 1830 - 1840.
![]() |
Mbola ambangovangony amin'ny resaka fiangonana ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/8/86/Joseph_Smith%2C_Jr._portrait_owned_by_Joseph_Smith_III.jpg/640px-Joseph_Smith%2C_Jr._portrait_owned_by_Joseph_Smith_III.jpg)
Tamin' ny 1830, namoaka ny Bokin' i Môrmôna i Joseph Smith, nilaza izy fa hoe dikan-tenin' ny soratra taloha io boky io, nosoratana tamin' ny takela-bolamena ilay izy ary nomen' ny anjely an' i Joseph Smith izany soratra izany.
Tamin' ny 1830 ihany dia naoriny ny Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany, ary lasa filohan' io fiangonana io izy avy eo.