![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/f/fb/Isfahann.jpg/640px-Isfahann.jpg&w=640&q=50)
Isfahan
From Wikipedia, the free encyclopedia
32.652460°N 51.674620°E / 32.652460; 51.674620
Isfahan | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 1 547 164 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Isfahan | |
Faritra | NC |
I Isfahan na Ispahan na Esfahan dia tanàna ao amin' ny faritanin' i Isfahan ao Iràna. Any amin' ny 340 km atsimon' i Teheran no misy azy, eo amin' ny sampanan-dalana roa lehibe mampitohy ny andrefana amin' ny atsinanana ary ny avaratra mankany atsimon' ilay firenena. I Isfahan tamin' ny Septambra 2015, no tanàna fahatelo be mponina indrindra ao Iràna (taorian' i Teheran sy i Mashhad) izay nisy mponina miisa 2 031 324 antsoina hoe Ispahaney na Isfahany.