![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/99/Ushakov_Christ_Emanuel2.jpg/640px-Ushakov_Christ_Emanuel2.jpg&w=640&q=50)
Imanoela
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny teny hoe Imanoela na Emanoela dia anarana hita ao amin' ny Baiboly, ao amin' ny Bokin' i Isaia (na Izaia) izay anondroan' ny mpaminany ilay zaza hateraka sy hanafaka ny Fanjakan' i Jodà. Amin' ny Kristiana dia i Jesoa (na Jesosy) io Imanoela io, ary ny andro nahaterahan' ny Mesia no andro nahaterahan' i Imanoela izay atao hoe Kristy, araka ny voasoratra ao amin' ny Evanjelin' i Matio.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/99/Ushakov_Christ_Emanuel2.jpg/320px-Ushakov_Christ_Emanuel2.jpg)