Hérault
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Hérault (amin'ny fiteny ôksitana Erau) dia departemanta frantsay any atsimon'i Frantsa, ao amin'ny faritra Languedoc-Roussillon. Ny fihavian'ny anaran'ilay departemanta dia avy amin'ny reniranon'amorontsiraka mitovy anarana mampita azy. Heraultey no fiantsoana ny mponina mipetraka any Herault. 34 ny kaodim-paositra sy ny kaody Insee.
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina. Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. |