Hypertext Markup Language
From Wikipedia, the free encyclopedia
Hypertext Markup Language dia fanalavana teny hoe HTML, noho izany dia firafitra ara-teny atao amisavisana ny fihetsiky ny rindrankajy izy io na ny hoe "language de programmation" raha amin'ny teny frantsay. Io rindrankajy HTML io dia ampiasaina ao amin'ny pejy web, misy fehy maro no mandrafitra io teny io tahaka : fehy mamoaka sary, soratra miloko sy mihetsika, tabilao,...