Hositisma
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny hositisma dia hetsika ara-piarahamonina sy ara-pivavahana vokatry ny fampianaran' i Jan Hus. Io hetsika io dia nanohy ny akony teo amin' ny hetsika ara-pivavahana maro amin' izao fotoana izao, dia ny Fiangonana môraviana sy ny Fiangonana hosita tsekôslôvaka. Ny mpanaraka ny fampianaran' i Jan Hus dia atao hoe Hosita.