Ny hivoka dia fitambarana zavamaniry fahita amin' ny faritra manana toetany mafana (toetanin-janapehin-tany sy toetanim-pehiben-tany) misy fizaràn-taona maina maharitra sy anjakan' ny zavamaniry toy ny bozaka. Ahitana hazo sy hazo madinika maniry miparitaka ny hivoka. Arakaraka ny hakitroky ny hazo sy ny hazo madinika maniry no ilazana na "hivoka be bozaka" na "hivoka be hazo madinika" na "hivoka be hazo" (roranga) ny hivoka iray. Raha betsaka loatra ny hazo maniry dia miova ho ala mahalana izany ka mety miafara amin' ny ala mikitroka.

Thumb
Hivoka be hazo ao Benino
Thumb
Ny hivoka be bozaka eo am-pototr' i Ol Doinyo Lengaï ao Tanzania.

Jereo koa

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.