Groenlanda
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Groenlanda na Grinlandy na Groenlandy (izay azo adika hoe "Tanimaitso" amin'ny fiteny malagasy araka ny anarany amin'ny fiteny danoa), na Kalallit Nunaat amin'ny fiteny kalalisota, dia nosy iray ao ao amin'ny Ranomasimbe Arktika. Faritany mizaka-tenan'i Danemarka io faritra io; ka noho izany na dia any Amerika Avaratra aza no misy an'ilay nosy, dia an'i Eoropa izy.
Fito arivo sy dimy alina no isan'ny mponina miaina any Groenlanda. Ny fiteny kalalisota no teny ofisialy ary i Nuuk no renivohitra.