Grégoire Kayibanda
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Grégoire Kayibanda no filoham-pirenena voalohan' i Roanda sady izy koa no filoham-pirenena voalohany lany amin' ny fifidianana voalohany tamin' ny 26 Ôktobra 1961 hatramin' ny 5 Jolay 1973. I Kayibanda dia teraka tao Tare izay tanàna ao amin' ny faritra atsimon' i Roanda, tamin' ny 1 Mey 1924, ary maty tamin' ny 15 Desambra 1976 izy. I Vérédiana Mukagatare no vadiny.
Grégoire Kayibanda | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Grégoire Kayibanda | ||
Teraka | 1 Mey 1924 | ||
Maty | 15 Desambra 1976 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Roanda | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||