Fokom-pirenena folo very
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fokom-pirenena folo very, araka ny Baiboly hebreo, dia foko nonina tao amin' ny Fanjakan' i Israely, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe Fanjakan' i Samaria, talohan' ny faharavan' ity fanjakana ity tamin' ny taona 722 tal. J.K. ka tsy hita intsony hatramin' izay. Ankehitriny dia maro ny vahoaka milaza ny tenany na lazaina fa taranak' ireo fokom-pirenena folo very ireo.