![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/c/c2/12_Tribes_of_Israel_Map.svg/langmg-640px-12_Tribes_of_Israel_Map.svg.png&w=640&q=50)
Fokom-pirenen' i Efraima
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fokom-pirenen' i Efraima dia vakiny iray ao amin' ny fokom-pirenen' i Jôsefa izay anisan' ny fokom-pirenena roa ambin' ny folon' i Israely. Ny vakiny faharoa dia ny fokom-pirenen' i Manase. Araka ny Baiboly, tamin' ny ady nifanaovan' ny fokom-pirenen' i Efraima tamin' ny sisa amin' ny fokom-pirenen' i Israely dia ampy hahafantarana ny Efraimita ny tsy fahaizany manonona ny hoe שִׁבֹּלֶת / shibboleth izay tononiny hoe sibbolet (Mpitsara 12:4-6)[1].
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/c/c2/12_Tribes_of_Israel_Map.svg/640px-12_Tribes_of_Israel_Map.svg.png)