![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/a5/Transistor_Bistable_interactive_animated-en.svg/langmg-640px-Transistor_Bistable_interactive_animated-en.svg.png&w=640&q=50)
Flip-flop
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny flip-flop (avy amin'ny fiteny anglisy), dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mande). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.
![]() |
Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010) Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity. |
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/a/a5/Transistor_Bistable_interactive_animated-en.svg/320px-Transistor_Bistable_interactive_animated-en.svg.png)
Ny mahasamihafa ny flip-flop dia izareo mitazona ny toetrany rehefa tsy misy aratra miditra. Tsy ohatra ny varavarana AND, OR, XOR sns.). Rehefa mampiasa flip-flop, miresaka lojika sekansialy (logique séquentielle).
Fototry ny lojika sekansialy ny flip-flop. Satria rehefa manao olik'aratra amin'ny flip-flop, afaka manao mpanisa, rejistra, rejistra misy elanelana sy tahiry.
Ny flip-flop sasany, ampiasaina amin'ny sistema sinkrona (synchrone), dia manana fidirana ho an'ny quartz na famataranandro (soratana « C » avy amin'ny « clock »). Noho izany dia misy ny flip-flop sinkrona sy flip-flop asinkrona.
Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asinkrona (asynchrone).