Ny fiteny ôsetiana na ôseta dia fiteny ao amin' ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin' ny sampana indô-iraniana, ao amin' ny zana-tsampana iraniana, tenenin' ny vahoaka ôsetiana (na ôseta) izay monina indrindra ao Kaokazy indrindra ao Ôsetia (Ôsetia Avaratra sy Ôsetia Atsimo) any Jeôrjia. Mizara roa ny fiteny ôsetiana, dia ny fiteny irôna izay fiteny ampiasaina amin' ny haisoratra, sy ny fiteny digôa izay tenein' ny olona miisa 100 000 any ho any, Samy ampianarina sy soratana izy roa ireo.

Thumb
Vehivavy osetiana tamin'ny fiandohan'ny tainjato faha-20

Jereo koa

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.