From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny monda dia vondrom-piteny aostrôaziatika tenenina any India sy any Bangladesy. Ny fiteny mondary sy ny fiteny kôly no fantatra indrindra amin' ireo fiteny monda ireo. Ny fiteny monda dia tenenin' ny olona miisa 9 00 000 any ho any ao amin' ny faritra afovoany-atsinanan' i India. Sampana faharoa ao amin' ny sampana roan' ny fiteny aostrôziatika ny fiteny monda, ka ny voalohany dia ny fiteny môn-kmera (ahitana ny fiteny vietnamiana).
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.