Fiteny kitoba
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny kitoba na fiteny kikôngô dia fiteny banto tenenin' ny 50,35 %n' ny mponina ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô, eo anelanelan' i Brazzaville sy i Pointe-Noire, ary tenenin' ny olona miisa 4 tapitrisa ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô koa.