Fiteny agny
fiteny / From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fiteny agny na fiteny aniiny na fiteny tenenina ao Kôtidivoara sy ao Ganà. Mifanakaiky amin' ny fiteny baole sy ny fiteny nzema io fiteny io. Miisa eo amin' ny 860 000 ny mpiteny agny tamin' ny taona 2002.