Fitaovam-piadiana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fitaovam-piadiana dia fitaovana ampiasaina mba handratra na hamono zavamananaina, na hanimba na hanapotika rafitra. Natao hampitombo ny fahombiazan' ny fihazana, ny fanamafisan-dalàna, ny fiarovan-tena na ny haiady ny fitaovam-piadiana. Amin' ny ankapobeny, ny fitaovam-piadiana dia natao handresena ny mpifanandrina amin' ny alalan' ny fitaovana ara-materialy na ara-tsaina.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/e/e5/Hun_bow.jpg)