Fiangonana Tatsinanana
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny hoe "Fiangonana Tatsinanana" dia ilazana ireo Fiangonana katolika tatsinanana sy Fiangonana ortodoksa tatsinanana. Tsy afangaro amin'ny hoe "Kristianisma Tatsinanana" izany sady tsy manondro ny Fiangonana ortodoksa rehetra fa ny ampahany ihany.