![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e7/FIANARANTSOA.png/640px-FIANARANTSOA.png&w=640&q=50)
Fianarantsoa
tanàn-dehibe any amin'ny afovoantanin'i Madagasikara / From Wikipedia, the free encyclopedia
21.452670°S 47.085690°E / -21.452670; 47.085690
Fianarantsoa | ||
![]() | ||
Velarantany | 86,05 km2 | |
Isam-ponina | 191 776 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Fianarantsoa | |
Faritra | Faritra Matsiatra Ambony |
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/ba/Fianarantsoa_01.jpg/640px-Fianarantsoa_01.jpg)
I Fianarantsoa dia tanàna any atsimon'i Madagasikara, renivohitry ny faritanin'i Fianarantsoa ary ny Faritra Matsiatra Ambony.
Tanàna noforonin' ny Merina tamin' ny taonjato faha-19 ho renivohitry ny tany nanjakan'ny Betsileo taloha i Fianarantsoa.
1 200 metatra ny haavon'ny toerana misy an'ilay tanàna ary efatra alina sy iray hetsy eo ny isam-ponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2001.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/ec/Fianarantsoa_02.jpg/640px-Fianarantsoa_02.jpg)