Fanekem-pinoana apôstôlika
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Fanekem-pinoana apôstôlika na Fiekem-pinoana apôstôlika na Sembôlin' ny Apôstôly dia fanekem-pinoana ampiasain' ny Fiangonana katôlika sy ny Fiangonana ôrtodôksa ary ny Fiangonana prôtestanta. Fantantra amin' ny andian-teny hoe "Izaho mino" na ny teny hoe "Finoana" na Sembolin' ny Apôstôly koa izy io.