Fahateraham-baovao (kristianisma)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny fahateraham-baovao (misy koa ny manoratra hoe fahaterahana indray) dia zavatra tsapan' ny olona iray izay milaza fa niaina fiterahana ara-panahy noho ny asan' ny Fanahy Masina taorian' ny fibebahany amin' ny fahotany ka nahatonga azy hihavana indray amin' Andriamanitra. Aorian' ny fahateraham-baovaon' ny fanahiny dia atsoina hoe "zanak' Andriamanitra" io olona io. Izany fahatsapana momba ny fiovam-po izany dia singa iray lehibe ao amin' ny kristianisma evanjelika