Epistily voalohany nosoratan' i Joany
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Epistily voalohany nosoratan' i Jaona na Epistola voalohany nosoratan' i Joany na Taratasy voalohany nosoratan' i Joany dia boky ao amin' ny Baiboly kristiana ao amin' ny Testamenta Vaovao izay anisan' ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily katôlika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an' ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan' ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy. Misy toko 5 ity boky ity.