Epistily fahatelo nosoratan' i Joany
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Epistily fahatelo nosoratan' i Jaona na Epistôla fahatelo nosoratan' i Joany na Taratasy fahatelo nosoratan' i Joany dia boky ao amin' ny Baiboly ao amin' ny Testamenta Vaovao izay isan' ireo atao hoe epistily na "taratasy". Isan' ireo atao hoe Epistily katôlika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an' ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan' ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy. Misy toko iray monja ity boky ity.