Emmanuel Macron
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Emmanuel Macron dia mpanao pôlitika frantsay, filohan'i Frantsa izy hatramin’ny taona 2017, teraka tamin' ny 21 Dezambra 1977, ao Amiens.
Emmanuelle Macron
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Emmanuelle Macron | ||
Teraka | 21 Dezambra 1977 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Frantsa | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||
Voafidy ho filohan'i Frantsa tamin'ny taona 2017 izy. Nahazo vato 66,1% izy.