From Wikipedia, the free encyclopedia
I Elbe dia ony any Eorôpa Afovoany izay miakatra any amin' ny Repoblika Tsekia, mikoriana manerana an' i Alemaina ary mikoriana mankany amin' ny Ranomasina Avaratra akaikin' i Cuxhaven. 1 091 km ny halavany. Ny tanàna lehibe andaovany dia i Dresden sy i Magdeburg ary i Hamburg.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.