From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Ekolojia "oikos" (trano) ; et λόγος (siansa).
Ny Ekolojia dia fianarana siantifika ny zavatra mitranga mametra ny fizaràna sy ny fahabetsana ny zavamiaina. Siansa Biolojika ny ekolojia mianatra momban'ny zavamiaina (Biôsenôzy) sy ny taranja fizika (biôtôpy) io zavatra rehetra manomehan'ny ekôsistema (i Transley no namorona azy). Mianatra momban'ny topa angôvo ny taranja (réseaux trophiques) sy ny enerjia mandendeha ao anatin'ny ekôsistema. Ny ekôsistema manondro ny fikambanana miaina sy tontolo manodidina tsy miaina.
Teny Frantsay
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ecology |
Faritra jeneraly ny biolojia |
---|
Anatomia • Biosimia • Bioinformatika • Biolojia • Biolojia momban'ny Fivoarana • Biolojia momban'ny olombelona • Biolojia momban'ny ranomasina • Biolojia molekolary • Botanika • Ekolojia • Egzobiolojia • Jenetika • Siansa Jeobiololika • Mikrobiolojia • Fiavin'ny fiainana • Paleontolojia • Parasitolojia • Fisiolojia • Taksonomia • Zoolojia |
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.