![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/97/Antananarivo-renivohitra_district.png/640px-Antananarivo-renivohitra_district.png&w=640&q=50)
Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Distrikan' Antananarivo-Renivohitra dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Analamanga. Antananarivo no kaominina ao aminy.
Distrikan' Antananarivo-Renivohitra | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Antananarivo | |
Faritra | Analamanga |
Mizara ho boriborintany ity distrika ity, dia ireto avy: Antananarivo I, Antananarivo II, Antananarivo III, Antananarivo IV, Antananarivo V ary Antananarivo VI.