From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny diakra na diakôna dia olona manampy ny mpitondra fiangonana kristiana amin' ny fanaovan-draharaha ao am-piangonana isan-toerana. Safidina arakaraka ny finoany sy ny hatsaran' ny fitondran-tenanany ny olona hatao diakôna. Izy no miandraikitra ny asa sasany ao amin' ny fiangonana.
Avy amin' ny teny grika hoe διάκονος / diakonos, izay midika hoe "mpanompo" ny teny hoe diakra na diakôna. Tsy mitovy lanja na andraikitra ny olona atao hoe diakra na diakôna ao amin' ny fiangonana katôlika na ôrtôdôksa na anglikana na prôtestanta na evanjelika.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.