From Wikipedia, the free encyclopedia
Sir David Attenborough dia mpilalao horonantsary fanadihadiana, mpanoratra senariô, mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i Fanjakana Mitambatra teraka ny 8 Mey 1926 tao London. Nanao fandaharana amin'ny fahitalavitra, sy nanoratra boky, momba Madagasikara David Attenborough. Roa karazana zavamanan'aina anarana nomena azy David Attenborough amin'ny Madagasikara ny angidina Acisoma attenboroughi sy ny makamba Ctenocheloides attenboroughi.
Sir David Attenborough | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Sir David Attenborough | ||
Teraka | 8 Mey 1926 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Fanjakana Mitambatra | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||
Nahatratra diplaoma tamin'ny siansa natoraly amin'ny Cambridge University sy nahazo 35 mari-pankasitrahana. Fara 15 karazana zavamanan'aina anarana nomena azy David Attenborough amin'ny planeta
Ny mpiray tam-po dia mpitantana John Attenborough sy mpilalao sarimihetsika Richard Attenborough.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.