Commonwealth ny firenena mahaleotena
From Wikipedia, the free encyclopedia
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Commonwealth no anarana ho an'ny firenena izay anisan'ny Fanjakana Britanika talohan'ny fahaleovan-tenan'izy ireo. Ity vondrona ity ny firenena miara-miasa amin'ny raharaha lehibe maro, toy ny raharaham-barotra, ny fahasalamana sy ny ady amin'ny fahantrana.
Ny Commonwealth ny Firenena maleotena dia fikambanam-pirenena maromaro. Ny fikasany tamin'ny voalohany, dia hoe ny Commonwealth Britanika ny Firenena, izay naorina tamin'ny 1926, rehefa nanomboka ny fandravan'ny Fanjakana Britanika. Ankehitriny, dia ahitana firnena mpikambana 54 ao amin'ny Commonwealth ny Firenena. Izy ireo rehetra, afa-tsy Mozambika, dia tanin'y Fanjakana Britanika taloha. Misy toy izany koa ny fikambanana hafa fandevilevin'ny anarana. Ohatra, ny Commonwealth an'i Aostralia, Commonwealth ny Virginia, na Commonwealth ny Firenena mahaleotena. Ny Commonwealth ny Firenena mahaleotena dia samy hafa ary ny fikambanana iray manokana.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.