![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/8/8c/Figures_A_Plague_Inflicted_on_Israel_While_Eating_the_Quails.jpg/640px-Figures_A_Plague_Inflicted_on_Israel_While_Eating_the_Quails.jpg&w=640&q=50)
Bokin' ny Nomery
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Bokin' ny Nomery na Bokin' ny Fanisana na Bokin' ny Fivahiniana dia boky fahefatra ao amin' ny Baiboly izay manohy ny tantara ao amin' ny Eksôdôsy (na Eksaody) momba ny fivezivezen' ny Israelita tao an-tany efitra notarihin' i Mosesy (na Môizy) hatrany amin' ny lemak' i Môaba, tsy lavitra ny tany Kanaana. Hafohezina amin' ny hoe Nomery na Fanisana na Fivahiniana ny anaran' ity boky ity. Ny Bokin' ny Nomery ao amin' ny Baiboly jiosy dia anisan' ny Tôrah, fa ao amin' ny Baiboly kristiana kosa izy io dia anisan' ny Pentateoka.
![Thumb image](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/8/8c/Figures_A_Plague_Inflicted_on_Israel_While_Eating_the_Quails.jpg/640px-Figures_A_Plague_Inflicted_on_Israel_While_Eating_the_Quails.jpg)