Ashdod
From Wikipedia, the free encyclopedia
31.48033°N 34.39067°E / 31.48033; 34.39067
Ashdod | ||
Velarantany | 47,242 km2 | |
Isam-ponina | 224,628 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | Yehiel Lasry | |
Firenena | Israely | |
Faritany | NC | |
Faritra | NC |
I Ashdoda dia tanàna ao amin' ny tapany atsimon' i Israely. Ity tanàna ity dia niorina tamin' ny taona 1956.
I Ashdod dia tanànan' ny seranan-tsambo, any amoron' ny Ranomasina Mediteranea.