![cover image](https://wikiwandv2-19431.kxcdn.com/_next/image?url=https://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/9/94/Arthur-James-Balfour-1st-Earl-of-Balfour.jpg/640px-Arthur-James-Balfour-1st-Earl-of-Balfour.jpg&w=640&q=50)
Arthur Balfour
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Arthur Balfour dia mpanao pôlitika, mpanoratra, filôzôfy teraka tamin' ny 25 Jolay 1848 ary maty tamin' ny 19 Martsa 1930, mpitondra fanjakana, praiminisitra tao amin' ny Fanjakana Mitambatra ary mpitarika ny Conservative Party, malaza amin' ny hetsika nataony amin' ny maha sekreteran' ny raharaham-bahiny azy nandritra ny Ady Lehibe Voalohany.
Arthur Balfour
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Arthur Balfour | ||
Teraka | 25 Jolay 1848 | ||
Maty | 19 Martsa 1930 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||