Arianisma (teôlôjia)
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny arianisma dia teôlôjia kristiana tamin' ny taonjato faha-4 izay nampianatra fa ny Ray (Andriamanitra Ray) dia Andriamanitra, fa olombelona manana ampaham-pomban' Andriamanitra fotsiny ihany ny Zanaka (i Jesoa Kristy). Niezaka hamelatra ny tenim-pinoan' ny Trinite sady nambaran' ny Fiangonana ôfisialy ho fampianaran-diso ny arianisma tamin' ny taona 325 tamin' ny Kônsily voalohany tao Nikea.