Aogostino avy any Hipôna
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Aogostino avy any Hipôna na Masindahy Aogostino dia filôzôfy sy teôlôjiana, mpanao asa soratra, mpanoratra, mpanoratra ny tantaran' ny fiainany mizaka ny zom-pirenen' i Rôma Taloha teraka tamin' ny 13 Novambra 354 ary maty tamin' ny 28 Aogositra 430. Anisan' ny Rain' ny Fiangonana sy Mpampianatry ny Fiangonana izy. Mpitory teny izy. Izy no nanoratra ny De civitate Dei contra paganos ("Tanànan' Andriamanitra) sy ny De doctrina Christiana, ("Ny Fotopampianarana Kristiana") ary ny Confessiones ("Fiekem-pinoana").
Aogostino avy any Hipôna | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Aogostino avy any Hipôna | ||
Teraka | 13 Novambra 354 | ||
Maty | 28 Aogositra 430 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Roma Taloha | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||