Andrômeda
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Andrômeda dia andriambavy etiôpiana, zanakavavin' ny mpanjaka Kefeosy, niharan' ny hambom-pon' i Kasiôpeia reniny izy. Naboridana teo ambony vatolampy ho hanin' ny biby goavam-be avy any an-dranomasina izy, nefa novonjen' i Perseosy izay lasa vadiny. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Ἀνδρομέδα / Andromeda.
Andrômeda | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Andrômeda | ||
Teraka | Tsy fantatra | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||