From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Andilan-dranomasin' i Tiran dia andilan-dranomasina voaforona ranomasina tery, sahabo ho 13 km ny sakany, eo anelanelan' i Sinay (Ejipta) any andrefana sy ny Saikanosin' i Arabia (Arabia Saodita) any atsinanana. Izy io no mifehy ny fidirana avy ao atsimo mankany amin' ny Hoalan' i Aqaba, avy any amin' ny Ranomasina Mena.
Ity andilan-dranomasina ity dia nahazo ny anarany avy amin' ny nosy Tiran, nosy saodiana any amin' ny farany atsimon' ny Hoalan' i Aqaba, izay nananganan' ny Multinational Force and Observers toeram-panaraha-maso, mba hiantohana ny fahalalahana mivezivezy ao amin' ilay andilan-dranomasina.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.