AmaziaFrom Wikipedia, the free encyclopedia I Amazia na Amaziasa dia mpanjakan' i Jodà nandimby an' i Jôasy (na Jôasa) rainy ary zanak' ity mpanjaka ity tamin' i Jôadana. Nanapaka an' i Jodà nandritra ny 29 taona izy tamin' ny fiantombohan' ny taonjato faha-8 tal. J.K.
I Amazia na Amaziasa dia mpanjakan' i Jodà nandimby an' i Jôasy (na Jôasa) rainy ary zanak' ity mpanjaka ity tamin' i Jôadana. Nanapaka an' i Jodà nandritra ny 29 taona izy tamin' ny fiantombohan' ny taonjato faha-8 tal. J.K.