Ny fiteny alemàna dia anisan' ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin' ny sampana andrefan' ireo fiteny jermanika. Noho izy io manana fitenim-paritra maro dia lasa fiteny-tafo (Dachsprache) ny fiteny alemàna. Atao hoe Deutsch, vakina hoe /ˈdɔʏtʃ/, io fiteny io amin' ny fiteny alemàna.

Thumb
Thumb
Thumb
Fiteny alemàna

Nanomboka tamin' ny tapany voalohany amin' ny Andro Antenatenany ny tantaran' ny fiteny alemàna amin' ny maha fiteny miavaka amin' ny fiteny jermanika andrefana hafa azy, tamin' ny vanim-potoana faharoan' ny fiovan-drenifeo.

Amin' izao taonjato faha-21 izao dia misy mpiteny any amin' ny 100 tapitrisa any ho any ny fiteny alemàna izay miparitaka ao Eorôpa, ka mahatonga azy ho fiteny be mpampiasa indrindra ao amin' ny Vondrona Eorôpeana. Ny fiteny alemana dia fiten' ny mponina any Alemaina, Soisa, Aotrisy, Belzika, Loksemborga ary Italia.

Jereo koa

Fiteny jermanika be mpiteny

Wikiwand in your browser!

Seamless Wikipedia browsing. On steroids.

Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.

Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.