Alania
From Wikipedia, the free encyclopedia
From Wikipedia, the free encyclopedia
I Alania dia fanjakana tamin' ny Andro Antenatenany an' ny Iraniana Alàna (lasa Ôsetiana taty aoriana) izay niroborobo tany amin' ny faritra avaratra amin' i Kaokazy, eo amin' ny toerana misy an' i Kirkasia (na Sirkasia), i Tsetsenia, i Ingosetia, ary i Ôsetia an' i Alania Avaratra ankehitriny, nanomboka tamin' ny fahaleovantenany avy tamin' ny Kazara tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-9 ka hatramin' ny fandravana azy tamin' ny fanafihan' ny Môngôly tamin' ireo taona 1238–1239. I Maghas no renivohiny, ary nifehy ny lalam-barotra lehibe namakivaky ny hadilalan' i Darial izy io. Nahatratra ny fara tampony ilay fanjakana tamin' ny taonjato faha-11, teo ambany fitondran' ny mpanjaka Durgulel.
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.