From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny Abôrijinan' i Aostralia na Tompon-tanin' i Aostralia dia olona niaina tany Aostralia talohan' ny Eorôpeanina.
Amin' ny Aostralianina, ny olona iray dia Abôrijina:
Tsy maintsy tokony feno ireo fepetra telo ireo; amin' ny heviny ôfisialy dia Abôrijina ianao na tsia; ny lokon' ny hoditra dia tsy fepetra satria misy Abôrijina manana volon-koditra fotsy faha abôrijina anefa izy, io heviny io koa izy rehefa miresaka momba ny tera-tanin' ny Detroit de Torres
Tonga avy any amin' ireo nosy Indônezianina ny Abôrijina nitaingina sambo sambo; i Ôseania (Aostralia sy Ginea-Vao) tsy niraikitra tamin' i Azia mihitsy; misy hevitra maromaro ny amin' io zavatra io:
Tsy ireo irery ny teôria nisy, ary mety koa raha nisy topa-mponina avy (nendeha an-tsambo na nadeha tongotra).
Seamless Wikipedia browsing. On steroids.
Every time you click a link to Wikipedia, Wiktionary or Wikiquote in your browser's search results, it will show the modern Wikiwand interface.
Wikiwand extension is a five stars, simple, with minimum permission required to keep your browsing private, safe and transparent.