Tantaran' i Borondy
From Wikipedia, the free encyclopedia
Ny tantaran'i Borondy dia tantaran' ny firenena izay iray amin' ireo vitsy ao Afrika, miaraka amin' i Roanda sy i Botsoana sy i Lezôtô ary i Esoatiny, izay fitohizan' ny tanin' ny fanjakana afrikana nisy tamin' ny vanimpotoana talohan' ny fanjanahan-tany.